|
|
|
|
Teny iditra
lakaina
(
la
ka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Apetraka eo amin' ny laka, apetraka eo amin' ny fihaonan' ny tsipika roa (vatompanorona)
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
lakaina
, lakaiko, lakainao, lakainy, lakaintsika, lakainay, lakainareo, lakain', lakain-, lakaim-, lakai-
Ny lasa :
nolakaina, nolakaiko, nolakainao, nolakainy, nolakaintsika, nolakainay, nolakainareo, nolakain', nolakain-, nolakaim-, nolakai-
Ny hoavy :
holakaina, holakaiko, holakainao, holakainy, holakaintsika, holakainay, holakainareo, holakain', holakain-, holakaim-, holakai-
Filaza mandidy :
lakao
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20