|
|
|
|
Teny iditra
lany ringana
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
lany
,
ringana
Fitokoavana
Teny na kambanteny hita ao aminy:
voa
Ohatra
1
Nisy olon-kendry ta-hananatra ny mpanjaka tamy ny fitondram-panja- kana, fa nahery namono be loatra ny vahoaka ilay mpanjaka, ka saiky
lany ringana
ny vahoany.
[
2.293
]
2
Fa nahoana no
lany ringana
ny sisan'i Jodà ?
[
2.996
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12