|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | lemozy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fangatahana mizizo lava tsy mety mijanona raha tsy mahazo; fangatahana somary maneritery sy manelingelina: Manao lemozy erỳ io Rangahy io rehefa miangavy zavatra [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|