|
|
|
|
Teny iditra
loadoaka
(
lo
aka
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Ohatra
1
Lasa matroka sy feno
loadoaka
ny fitaramaso toy ny hamaina-maso
[
2.424
]
2
Ary ny
loadoaka
eny amin' ny vatolampy maro dia lazaina hoe diany avokoa
[
2.69
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03