|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | loloha (loha) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny loha: Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny Ny havana akaiky izay sahirankirana na mananosarotra amin' ny fivelomana ka adidin' ny tena ny manohana azy: Lolohanao ireo antitra ireo ka tsy azonao ariana amin' olona. [1.1] | ||
| The act of carrying on the head; family responsibility [1.7] | ||
| Action de porter sur la tĂȘte [1.3, 1.8] | ||
| Les proches parents qu'il faut assister [1.3] | ||
| Devoir d'assister les proches parents [1.8] | ||
| Ohatra | aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo.
[2.48] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21 |
|