|
|
|
|
Teny iditra
madonda
(
donda
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Enti-milaza zavatra mavesatra, noho ny lanjan' ny tenany mihitsy fa tsy noho ny habeny na ny habetsahany; sady matevina no mavesatra
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23