|
|
|
|
Teny iditra
maha
me
ty
(
me
ty
(
e
ty
))
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
To make suitable, to make fit
[
1.7
]
Rendre convenable : rendre juste
[
1.8
]
Ohatra
1
Tsy hitako izay tsy
mahamety
izany!
[
2.285
]
2
Tianareo ve ny hafindra toerana raha misy
mahamety
izany?
[
2.356
]
3
Nanatona ahy izy ireo nila hevitra tamiko ny amin' izay
mahamety
.
[
2.643
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mahamety
Ny lasa :
nahamety
Ny hoavy :
hahamety
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20