|
|
|
|
Teny iditra
mahatanora
(
tanora
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Mahatonga ho tanora:
Mahatanora anao izao hety izao
(
maha-tanora
) Antony ilazana fa tanora:
Mbola hita ihany ny maha-tanora anao
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05