|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mahatonga (tonga) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Afaka hitondra: Tsy mahatonga io vata mavesatra io hatrany an-tsena aho Ampy mba hahatongavana: Ariary zatovao mahatonga any Ambatolampy rehefa Asabotsy Miteraka, mahavoa: Mahatonga aretin-kibony voankazo manta Mampanjary: Ny fiarahan' ny zanakao amin' ny naman-dratsy no nahatonga azy ho maditra [1.1] | |||||||
| Miteraka [1.13] | |||||||
| To bring to, to cause to come, to make to be [1.2] | |||||||
| Porter à, conduire jusqu’à, faire devenir, rendre, causer, suffisant pour porter: Tsy nahatonga ny entana hatreto aho (Je n'ai pas pu porter le paquet jusqu’ici) ~ Tsy nahatonga ilay olona aho (Je n'ai pas pu conduire cet homme) ~ Ny fianarana no nahatonga ny zanakao ho hendry (L'étude a rendu votre enfant sage) ~ Mahatonga aretina ny fahalotoana (La malpropreté cause des maladies) ~ Tsy mahatonga any Mojanga ity vola ity (Cet argent ne suffit pas pour arriver jusqu'à Mojanga) ~ Tsy mahantonga entana ity bao ity (Ce bois ne suffit pas pour porter le paquet) [1.3] | |||||||
| Provoquer [1.13] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|