|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | maisatra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mihisatra tsy mandeha tsara azon' ny tsy ampy rano na maniais: Asio menaka fa maisatra itỳ milina ity izany Enti-milaza ny voankazo manaiki-dela, misy toa miraikidraikitra am-bava fa tsy malama: Maisatra matetika ny kontsy, indrindra raha monta [1.1] | ||
| Mihisatra, tsy mandeha tsara azon'ny tsy ampy menaka na rano [1.13] | ||
| Apre, âcre, visqueux [1.3] | ||
| Visqueux [1.13] | ||
| Qualité des sucs végétaux très âcres. [1.196] | ||
| Ohatra | ny voany tsy vanon-ko inona, fa maisatra tsy fihinana, ary tsy azo atao na inona na inona.
[2.996] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2021/08/20 |
|