|
|
|
|
Teny iditra
malady vava
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
malady
,
vava
Haingam-pamaly, malaky mamaly; enti-milaza koa ny zaza mbola kely dia miteny sahady
[
1.1
]
Tohi-kevitra
votsa vava
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31