|
|
|
|
Teny iditra
malako
(
lako
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Miadana, tsy manano sarotra, milanto, milamina, malefadefaka:
Ihomehezako malako!
[
1.1
]
Tovy hevitra
malakolako
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09