|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | maloto (loto) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| Misy pentina, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan' ny namany Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto [1.1] | |||||||||
| Filthy [1.2, 1.7] | |||||||||
| Dirty [1.2] | |||||||||
| Impure [1.7] | |||||||||
| Sale [1.3, 1.8] | |||||||||
| Impur [1.3] | |||||||||
| Souillé [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tohi-kevitra | madio | ||||||||
| Mpanahaka | tsy madio ~ tsy madio tena ~ solotika ~ solotidotika ~ vorery ~ misoritika ~ tsilotidotika ~ somitika ~ misotisoty ~ mitavontavona ~ somerongerona ~ misavoretaka ~ vazina ~ misotitika ~ mikesonkesona ~ mifotafota ~ mahamenatra ~ vetaveta ~ mahavoafady ~ mahafaty vorona ~ tsy fampiseho masoandro ~ mamoafady | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/11/29 |
|