|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mamatra (fatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamantatra ny haben-javatra (rano na voa) amin' ny famarana: Mamatra ny tsaramaso hovidiny ao an' efitra ao Rabe Mandoa: Mbola mamatra ny volako izy Mandray: Efa namatra ny volanao ve ianao [1.1] | |||||||||
| To measure in a rice measure or in a basket. [1.2] | |||||||||
| To measure in a container [1.7] | |||||||||
| Mesurer avec une mesure de capacité [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Ka manendry ny lanjan' ny rivotra ary mamatra ny rano amin' ny famarana.
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mamatra | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Sihanaka] Mamarana [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|