|
|
|
|
Teny iditra
mameno tanety
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
mameno
,
tanety
Fitokoavana
Teny na kambanteny hita ao aminy:
miparitaka
[
1.1
]
Ohatra
1
Ny valala
mameno tanety
, ny zavona mameno loha-saha, fa ny mpilaza mahay rahateo
[
2.558
]
2
Hevero ireo vatan-dehilahy
nameno tanety
sy nameno tsena tao Amboanana tamin'ny andro niantombohan'ny fikomiana
[
2.588
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21