|
|
|
|
Teny iditra
ma
me
raka
(
ve
raka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamaky roa, manokatra
Mandoatra ny tsinain' ny biby vonoina, mitory
Mamelatra
Mamboraka
[
1.1
]
[
Tambahoaka
] Manely
[
1.78
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mameraka
Ny lasa :
nameraka
Ny hoavy :
hameraka
Filaza mandidy :
mame
ra
ha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20