|
|
|
|
Teny iditra
mamosotra
(
vosotra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamazivazy, mananihany, manaraby:
Tsy tiako ny olona mamosotra ny sasany toy izany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mamosotra
Ny lasa :
namosotra
Ny hoavy :
hamosotra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05