|
|
|
|
Teny iditra
mampamira
pi
ratra
(
fira
pi
ratra
(
fi
ratra
))
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Ohatra
Tamin'izany angamba no tena
nampamirapiratra
indrindra ny kabary am-panambadiana.
[
2.298
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mampamirapiratra
, mampamirapiratr', mampamirapira-, mampamirapiratry
Ny lasa :
nampamirapiratra, nampamirapiratr', nampamirapira-, nampamirapiratry
Ny hoavy :
hampamirapiratra, hampamirapiratr', hampamirapira-, hampamirapiratry
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20