|
|
|
|
Teny iditra
mampangatsiaka
(
hatsiaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manao izay hahatonga mangatsiaka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mampangatsiaka
Ny lasa :
nampangatsiaka
Ny hoavy :
hampangatsiaka
Filaza mandidy :
mampangatsiaha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05