|
|
|
|
Teny iditra
mampifanoratra
(
so
ratra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Nampifanoratra an' ireo zanany mirahalahy ny rainy (Le père a dit à ses deux fils de s'écrire)
[
1.12
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mampifanoratra
Ny lasa :
nampifanoratra
Ny hoavy :
hampifanoratra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20