|
|
|
|
Teny iditra
manabango
(
bango
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamboatra ny volo hilamina amin' ny fihogo na fandraotra, ary dia mandrandrana azy
[
1.1
]
Voambolana
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manabango
Ny lasa :
nanabango
Ny hoavy :
hanabango
Filaza mandidy :
mambangoa
Tovy hevitra
mambango
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20