|
|
|
|
Teny iditra
manabisioka
(
bisioka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mampihataka, mamily any amin' izay tsy izy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manabisioka
Ny lasa :
nanabisioka
Ny hoavy :
hanabisioka
Filaza mandidy :
manabisioha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05