|
|
|
|
Teny iditra
ma
na
fy
(
ta
fy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manome akanjo:
Manafy mahantra maro izy
[
1.1
]
To clothe, to dress.
[
1.2
,
1.7
]
VĂȘtir quelqu'un
[
1.8
]
Ohatra
1
Mbola Ingahy koa no
manafy
lamba azy.
[
2.643
]
2
Mety handrovitra ny lamba
manafy
ny fianakaviana koa isika amin' izany.
[
1.369
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manafy
Ny lasa :
nanafy
Ny hoavy :
hanafy
Filaza mandidy :
mana
fi
a
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20