|
|
|
|
Teny iditra
manainginaingina
(
ainginaingina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mametraka amin' ny toerana avo, na ambony zavatra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manainginaingina
Ny lasa :
nanainginaingina
Ny hoavy :
hanainginaingina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05