|
|
|
|
Teny iditra
ma
na
isotra
(
ai
sotra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
[
1.2
]
To remove, to clear off
[
1.7
]
Enlever, ôter
[
1.8
]
Ohatra
1
Tsy ho azonay hatao intsony ny
manaisotra
ato aminay ny fakan 'ny fialonana.
[
2.356
]
2
Ary raha te-hanaisotra izy,
manaisotra
raha misy tsy tiany, fa ananany ny tany izany sy mahandriana azy.
[
2.366
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manaisotra
Ny lasa :
nanaisotra
Ny hoavy :
hanaisotra
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26