|
|
|
|
Teny iditra
manakebona
(
ke
bona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manetsiketsika (rano)
Mamoky, mihatsy
Maka trondro amin' ny fikapohana ny rano
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manakebona
Ny lasa :
nanakebona
Ny hoavy :
hanakebona
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20