|
|
|
|
Teny iditra
manakiririoka
(
kiririoka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mikiakiaka eo an-tsofin' ny sasany, mitsoka tsotsoka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manakiririoka
Ny lasa :
nanakiririoka
Ny hoavy :
hanakiririoka
Filaza mandidy :
manakiririoha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05