|
|
|
|
Teny iditra
manakosoka
(
ko
soka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mampandalo (ny tanana, borosy) eo ambonin' ny zavatra iray mba hampahadio azy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manakosoka
Ny lasa :
nanakosoka
Ny hoavy :
hanakosoka
Filaza mandidy :
manakosoha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20