|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manalehibe (lehibe) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy [1.1] | |||||||||
| To make bigger or greater [1.7] | |||||||||
| Rendre grand; agrandir [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Nomenao ahy ny ampinga famonjenao, ary ny hamoram-ponao no miasa manalehibe ahy.
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tohi-kevitra | manakely | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|