|
|
|
|
Teny iditra
manamanitra
(
hanitra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manao izay hahamanitra, hahatsara fofona:
Manamanitra ny rivotra ny voninkazo. / Mahandro vary ho masaka tsara
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manamanitra
Ny lasa :
nanamanitra
Ny hoavy :
hanamanitra
Filaza mandidy :
manamanira
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05