|
|
|
|
Teny iditra
manamika
(
tamika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitsika, enti-milaza rano mivoaka kely tsy an-kiato avy ao anaty zavatra:
Nanamika tamin' ny vato itỳ rano itỳ
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manamika
Ny lasa :
nanamika
Ny hoavy :
hanamika
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05