|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manampatra (ampatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mampiasa tsy am-pisalasalana sady feno fanaranam-po: Nanampatra ny herin-tsandriny tamin' ilay zaza kely tsy ampy folo taona akory izy Manao araka izay tratra, araka izay tiana: Saingy mba efa navelan' ny dokotera hihinana ventin-kanina Rabe ka dia efa nanampatra erý Mampiseho am-pieboeboana, mirehareha: Nanampatra ny harenany marina izy tamin' ny fanambadian' ny zanany ~ Nanamparany ny fahaizany teo izahay nandritra ny adiny roa [1.1] | |||||||||
| To stretch out the limbs. [1.2] | |||||||||
| To stretch out; to extend [1.7] | |||||||||
| étendre; allonger [1.3, 1.8] | |||||||||
| Déployer, montrer: Hanampatra ny hatezerany amin' ny mpanota Andriamanitra (Dieu déployra sa colère contre les pêcheurs) [1.3] | |||||||||
| Ohatra | fa ny adala kosa manampatra ny hadalany.
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|