|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mananatra (anatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay Manao hafatrafatra: Talohan' ny hiainganay, dia nananatra mafy i dada sy i neny Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy izao aho [1.1] | |||||||||
| To advise; to rebuke [1.2, 1.7] | |||||||||
| To warn, to admonish, to chastise. In the provinces it means to teach. [1.2] | |||||||||
| Conseiller [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|