|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manao sikim-ponitra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | manao, sikina, fonitra | |
| Mamatotra mafy ny sikina manodidina ny valahana ho mariky ny fahavononana hiasa mafy [1.1] | ||
| Tovy hevitra | misikim-ponitra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|