|
|
|
|
Teny iditra
manao teli-moka
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
manao
,
telina
,
moka
Mitelina avy hatrany tsy mitsako akory
[
1.1
]
Ohatra
1
Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery
nanao telimoka
an' Ibonia no natao;
[
1.406
]
2
Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa
manao telimoka
ka izany no naharesy an'ady anareo.
[
2.895
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11