|
|
|
|
Teny iditra
manaporitsaka
(
poritsaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamela zavatra hikorotsaka, hianjera toy ny tsy voatazona
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manaporitsaka
Ny lasa :
nanaporitsaka
Ny hoavy :
hanaporitsaka
Filaza mandidy :
manaporitsaha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05