|
|
|
|
Teny iditra
manasabilaka
(
sabilaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandroritra hatraiza hatraiza (mitovy amin' ny manasobilaka)
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manasabilaka
Ny lasa :
nanasabilaka
Ny hoavy :
hanasabilaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05