|
|
|
|
Teny iditra
manasafelika
(
safelika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manolana, manao izay hihodidinan' ny zavatra iray fa tsy handehanany mahitsy mivantana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manasafelika
Ny lasa :
nanasafelika
Ny hoavy :
hanasafelika
Filaza mandidy :
manasafeleha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05