|
|
|
|
Teny iditra
manasolafaka
(
solafaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mampibolisatra, mampibolasitra; mandidy na manombina kely amin' ny fomba misompirana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manasolafaka
Ny lasa :
nanasolafaka
Ny hoavy :
hanasolafaka
Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14