|
|
|
|
Teny iditra
manasondrovaka
(
sondrovaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandentika zavatra tsy mahitsy tsara fa mivilana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manasondrovaka
Ny lasa :
nanasondrovaka
Ny hoavy :
hanasondrovaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05