|
|
|
|
Teny iditra
manatambotsotra
(
tambotsotra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mampidina ambanimbany kokoa, manakorisa
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatambotsotra
Ny lasa :
nanatambotsotra
Ny hoavy :
hanatambotsotra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05