|
|
|
|
Teny iditra
manatankina
(
tankina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandritra, mahatonga ho tankina:
Tsy misy na inona na inona afaka hanatankina ny fantsakanay any Fanambinantsoa
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatankina
Ny lasa :
nanatankina
Ny hoavy :
hanatankina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05