|
|
|
|
Teny iditra
manatefaka
(
te
faka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamely tehamaina
Mamely amin' ny teny mafy, maharary
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatefaka
Ny lasa :
nanatefaka
Ny hoavy :
hanatefaka
Filaza mandidy :
manatefaha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20