|
|
|
|
Teny iditra
mana
to
dy
(
a
to
dy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
To lay eggs.
[
1.2
]
To lay an egg
[
1.7
]
Pondre un oeuf
[
1.8
]
Ohatra
1
Tsy misy milina
manatody
izany.
[
2.117
]
2
Ka
manatody
io vorona io, ka efa ho foy.
[
2.606
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatody
Ny lasa :
nanatody
Ny hoavy :
hanatody
Filaza mandidy :
manato
di
za
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20