|
|
|
|
Teny iditra
manatsaika
(
tsaika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mamerina mitoto ny vary fanindroany, izany hoe ny vary vao afaka ampombo mahery
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatsaika
Ny lasa :
nanatsaika
Ny hoavy :
hanatsaika
Tovy hevitra
manatsaitsaika
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20