|
|
|
|
Teny iditra
manatsatoka
(
tsa
toka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandentika (zavatra) hiraikitra tsy ho afaka hihetsika:
Manatsatoka famolaina, fantsika
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatsatoka
Ny lasa :
nanatsatoka
Ny hoavy :
hanatsatoka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20