|
|
|
|
Teny iditra
manatsiro
(
tsi
ro
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manome tsiro:
Manatsiro ny laoka ny voatabiha
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatsiro
Ny lasa :
nanatsiro
Ny hoavy :
hanatsiro
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20