|
|
|
|
Teny iditra
manatsontsorika
(
tsontsorika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mampiondrika ho ambany, mampiraviravy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manatsontsorika
Ny lasa :
nanatsontsorika
Ny hoavy :
hanatsontsorika
Filaza mandidy :
manatsontsoriha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05