|
|
|
|
Teny iditra
mandafika
(
lafika
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manisy zavatra hatao lafika:
Iza no nandafika mololo ireto entana ireto?
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mandafika
Ny lasa :
nandafika
Ny hoavy :
handafika
Filaza mandidy :
mandafiha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05