|
|
|
|
Teny iditra
mandampatra
(
lampatra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manatsotra ny tongotra ka mahakasika olona:
Aza mandampatra any amin' ny zokinao ianao fa mikisaha
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mandampatra
Ny lasa :
nandampatra
Ny hoavy :
handampatra
Filaza mandidy :
mandampara
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05